Skip Navigation

Cinema

DNA


 

Compre AgoraDe The Biology of Prenatal Development.

Roteiro: Ny chromosome 46-ny zygote dia manome ny boky voalohany tokana vita printy tanteraka ho an'ilay olombelona vaovao. Io fandaharana lehibe io dia mitoetra ao anatin'ny molecules izay miorina sy mifintina mafy atao hoe DNA. Ireo no mitondra ny fampianarana ho an'ny fitomboan'ny vatana manontolo.

Ny molecules DNA dia ohatran-ny tohatra miolana atao hoe double helix. Ireo ambaratonga amin'ny tohatra dia molecules mitambatra tsiroaroa, na fototra, atao hoe guanine, cytosine, adenine, ary thymine.

Ny guanine dia tsy mitambatra afa-tsy amin'ny cytosine, ary ny adenine amin'ny thymine.

Todas as idades fizeram referência a fecundação, não ao último período menstrual.
 <  Anterior    Veja Instantâneos    Próximo  > 
DNA
DNA
Da Terra ao Sol Ida e Volta
Da Terra ao Sol Ida e Volta
Fertilização 1
Fertilização 1
Fertilização 2
Fertilização 2
Divisão Celular
Divisão Celular
A Mórula e o Blastocisto
A Mórula e o Blastocisto
Previous Set Previous Picture Next Set Next Picture