Skip Navigation

Cinema

Camadas Germinativas e Formação de Órgãos


 

14 días

Compre AgoraDe The Biology of Prenatal Development.

Roteiro: Rehefa afaka 2 1/2 herinandro eo ho eo, dia indro ny épiblaste fa manome nofo manokana 3, na sosona mitsimoka, atao hoe ectoderme, endoderme, ary mésoderme.

Ny ectoderme dia manome rafitra maro ao anatin'izany ny atidoha, ny tadin'ny hazon-damosina, ny ozatra maro, ny hoditra, ny hohon-tongotra na tanana, ary ny volo.

Ny endoderme dia manome ny sosona ao amin'ny fomba iainana (système respiratoire) ary ny faritry ny fandevonan-kanina, ary dia manome ampahany amin'ireo organes lehibe indrindra toy ny aty sy ny pancréas.

Ny mésoderme no mamboatra ny fo, ny reins, ny taolana, ny cartilage, ny ozatra, ny cellules-ny rà, ary koa rafitra hafa.

Todas as idades fizeram referência a fecundação, não ao último período menstrual.
 <  Anterior       Próximo  > 
Desenvolvimento Humano
Desenvolvimento Humano
Coração e Sistema Circulatório
Coração e Sistema Circulatório
O Dobramento do Embrião
O Dobramento do Embrião
O Dobramento do Embrião
O Dobramento do Embrião
Desenvolvimento do Coração
Desenvolvimento do Coração
O Embrião e o Saco Vitelino
O Embrião e o Saco Vitelino
Previous Set Previous Picture Next Set Next Picture