CinemaOs Rins Produzem Urina |
Compre AgoraDe The Biology of Prenatal Development. |
Roteiro: Amin'io fotoana io ny reins dia efa manome urine izay mivoaka any amin'ny fluide amniotique. Eo amin'ny embryon lahy, ny testicules izay mitombo dia manomboka manome sy mamoaka testosterone. Ny taolana, ny hozatra, ny ozatra, ary ny lalan-dra eo amin'ny tongotra na tanana dia miha-mitovy ny an'ny olona matotra. |
Todas as idades fizeram referência a fecundação, não ao último período menstrual.
|
< Anterior | Veja Instantâneos | Próximo > |