CinemaPreferências por Sabores |
Compre AgoraDe The Biology of Prenatal Development. |
Roteiro: Ny fahitan'ny foetus zavatra samihafa no mahatonga azy mifidy tsiro samihafa rehefa teraka. Ohatra, raha nihinana anis ny renin'ireo foetus ireo, ny anis dia manome ny tsiron'ny réglisse, dia hita fa mifidy ny tsiron'ny anis ilay zazakely rehefa teraka. Ny zazakely vao teraka izay tsy nanandrana anis tao an-kibo dia tsy tia ilay tsirony. |
Todas as idades fizeram referência a fecundação, não ao último período menstrual.
Um mês = 4 semanas.
|
< Anterior | Veja Instantâneos | Próximo > |