| |
O Período Fetal (8 semanas até o Nascimento)
Capítulo 37 9 Semanas: Engole, Suspira e se Estica
|
| |
| Mitohy hatramin'ny fiterahana ny fotoana foetale.
|
| Eo amin'ny herinandro 9 ,
manomboka mitsetsitra ankihibe
Ary afaka mitelina fluide amniotique ny foetus.
|
| Afaka mamihina zavatra mafy koa izao ny foetus,
manetsika ny loha mandroso na miverina,
manokatra na manidy valanorano, manetsika ny lela,
misento ary mihinjitra.
Ny récepteurs ny nerfs amin'ny tarehy,fela-tanana,
Ary ny faladian-tongotra dia afaka
mandre rehefa kasihina kely.
"Rehefa kasihina maivana ny faladian-tongotra,"
hamoritra ny maoja sy lohalika ilay foetus
ary mety hamolaka ny rantsa-tongony.
|
| Ny hodi-maso izao dia mihidy tanteraka.
|
| Ao amin'ny larynx, ny fitrangan'ny
ligaments vocaux
dia mampiseho ny fanombohan'ny cordes vocales.
|
| Eo amin'ny foetus vavy,
efa hita ny utérus
ary cellules fiterahana tsy matotra,
atao hoe ovogonie,
dia hita indray ao amin'ny ovaire.
Manomboka miavaka ny appareils génitaux ivelany
eo amin'ny lahy sy ny vavy.
|
Capítulo 38 10 Semanas: Revira os olhos e Boceja, Unhas e Impressões Digitais
|
| |
| Fitomboana lehibe amin'ny herinandro 9 sy 10
Dia mampitombo ny lanjan'ny vatana eo
amin'ny 75%.
|
| Amin'ny herinandro 10, rehefa tairina
ny hodi-maso ambony
dia mikodiadia mihidina ny maso.
Manoaka ny foetus ary matetika manokatra
na manidy vava.
|
| Ny ankabiazan'ny foetus dia mitsetsitra
ny ankihibe havanana.
Ampahan'ny intestine ao anatin'ny
tadim-pôtra
dia miverina ao amin'ny cavité abdominale.
|
| Mitohy ny ossification amin'ny ankabiazan'ny
taolana.
|
| Manomboka mitombo ny hohon-tongotra
sy tanana.
|
| Herinandro 10 aorian'ny fampiraisana no hita
ny printy ny rantsan-tanana.
Ireo dia afaka ampiasaina hamatarana ilay
olombelona mandritry ny fiainany manontolo.
|
Capítulo 39 11 Semanas: Absorve Glicose e Água
|
| |
| Amin'ny herinandro faha-11
ny orona sy ny molotra dia voaforona tanteraka.
Ohatran'ny ampahany hafa amin'ny vatana
dia hiova araky ny
fiainan'ilay olombelona ny hendriny.
|
| Manomboka mitelina glucose sy rano ny intestin
ary hatelin'ny foetus koa.
|
| Na dia ny fampiraisana aza no manoro
ny ho maha-lahy sy vavy
amin'ny fertilization,
Ny appareils génitaux ivelany izao
dia efa hita
na lahy na vavy.
|