| |
Capítulo 40 3 a 4 Meses (12 a 16 Semanas): Papilas Gustativas, Movimento de Mandíbula, Reflexo de Sucção, Percepção dos Primeiros Movimentos do Feto
|
| |
| Amin'ny herinandro 11 sy 12,
dia mitombo 60% eo ho eo ny lanjan'ny foetus.
Ny herinandro 12 dia mamarana ny trimestre
voalohan'ny
maha-bevohoka.
|
| Ny vava izao dia maheno tsimon'ny tsiro miavaka.
|
| Amin'ny fiterahana , ny tsimon'ny tsiro
dia hijanona
eo amin'ny lela sy ao ambonin'ny vava.
|
| Ny fihetsikin'ny tsinay dia manomboka
amin'ny herinandro 12.
ary mitohy mandritry ny 6 herinandro eo ho eo.
Ilay zavatra havoakan'ny colon foetal-ny
zaza vao teraka
dia atao hoe meconium.
Izy io dia misy
enzymes digestives,
proteines, ary cellules maty
narian'ny tract digestif.
|
| Amin'ny herinandro 12,
ny halavan'ny rantsaka ambony
dia efa hahatratra ny halehibeny farany
eo amin'ny halehiben'ny vatana.
Ny rantsana ambany dia elaela kokoa
vao mandray ny halehibeny farany.
|
| Hafa-tsy ny aoriana sy ny ambonin'ny loha,
ny vatan'ny foetus rehetra izao dia mamaly
rehefa kasihina maivana.
|
| Ny fitomboana araky ny maha-lahy
sy maha-vavy
dia manomboka hita.
Ohatra, ny foetus vavy dia mampiseho
fihetsikin'ny valanorano
matetika kokoa noho ny lahy.
|
| Ny zavatra samihafa amin'ny tetsy ambony koa dia
raha kasihina ny eo akaikin'ny vava dia mahita
fihodinana eo amin'ny stimulus
ary dia mivoha ny vava.
Io fihetsika io dia atao hoe "rooting reflex"
ary io dia mitohy aorian'ny fiterahana,
manampy ilay zaza vao teraka ahita
ny nonon'ny reniny
rehefa minono.
|
| Mitohy ny fitomboan'ny tarehy
ary manomboka misy tavy mipetraka
eo amin'ny takolaka
ary manomboka koa ny fitomboan'ny nify.
|
| Amin'ny herinandro 15, tonga ao amin'ny tsokan-
taolana
ary mihamaro ny cellules-ndrà .
Ny ankabiazan'ny fitomboan'ny cellule-ndrà dia
mipointra amin'io fotoana io.
|
| Na dia manomboka amin'ny herinandro faha-6
aza ny fihetsik'ilay embryon
ny vehivavy bevohoka dia mandre ny fihetsiny
anelanelany herinandro 14 sy 18.
Taloha dia atao hoe quickening io fotoana io.
|