| |
Desenvolvimento Embrionário: 4 a 6 Semanas
Capítulo 11 4 Semanas: Líquido Amniótico
|
| |
| Amin'ny herinandro faha-4
amnios mazava loko no manodidina
ny embryon
ao anaty sac feno rano.
Io rano sterile io,
Izay atao hoe fluide amniotique,
no miaro ny embryon amin'ny ratra.
|
Capítulo 12 O Coração em Ação
|
| |
| Matetika ny fo dia mitempo in-113 eo ho eo
ao anaty minitra 1.
Jereo kely fa miova loko ny fo
rehefa miditra sy mivoaka ny efitra ny rà
isaky ny mitempo ny fo.
Alohan'ny fiterahana dia hitempo
in-54 tapitrisa eo ho eo ny fo
ary mihoatra ny in-3.2 arivo tapitrisa
mandritry ny fiainan'olombelona izay
mahatratra 80 taona.
|
Capítulo 13 O Crescimento do Cérebro
|
| |
| Hita fa mitombo aingana ny atidoha
satria miova endrika
ny prosencéphale,
ny mésencéphale,
ary ny hindbrain.
|
Capítulo 14 Brotos dos Membros
|
| |
| Manomboka mitombo ny tongotra sy ny tanana
ary manomboka miseho ny tsimony amin'ny
herinandro faha-4.
|
| Hatramin'izao dia tantera-pahazavana
ny hoditra
satria ny hateviny dia cellule iray monja.
Rehefa miha-matevina ny hoditra,
dia ho very ilay lokony tanteram-pahazavana,
izany dia midika fa ny fotoana
ahitantsika ny organes internes
miforona dia iray volana monja sisa.
|
Capítulo 15 5 Semanas: Hemisférios Cerebrais
|
| |
| Anelanelany herinandro 4 sy 5
dia mitohy aingana ny fitombon'ny
ary mizara ho ampahany 5 samihafa.
Ny loha dia mahafaoka 1/3-n'ny
alehibe manontolo ny embryon .
Mipoitra ny hémisphère cérébral,
izay ho lasa tsikelikely ny ampahany lehibe
indrindra amin'ny atidoha.
Ao anatin'ny asa izay fehezin'ny
hémisphère cérébral
ny fisainana, ny fianarana,
ny fitadidiana, ny fitenenana, ny fahitana,
ny fandrenesana, ny fihetsehana atao
an-tsitrapo
ary ny fanalàna olana.
|
Capítulo 16 Vias Respiratórias Principais
|
| |
| Ao amin'ny système respiratoire,
ny tahona bronches ankavanana sy ankavia
dia efa miseho
ary tsy ho ela dia hampifandray
ny trachée,
sy ny avokavoka.
|
Capítulo 17 Fígado e Rins
|
| |
| Jereo ilay aty mafy sy mavesatra
izay mameno ny kibo
mifanakaiky amin'ny fo izay mitempo.
Ny reins maharitra dia manomboka miforona
amin'ny herinandro faha-5.
|
Capítulo 18 Saco Vitelino e Células Germinativas
|
| |
| Ny chorion dia mitana ny cellules
reproductives voalohany
izay atao hoe cellules germes.
Amin'ny herinandro faha-5
ireo cellules germes dia mifindra toerana
ka mankany amin'ireo organes reproductifs
izay mifanakaiky amin'ny reins.
|
Capítulo 19 Placas da Mão e Cartilagem
|
| |
| Amin'ny herinandro 5 koa,
no miforona ny plaque-n'ny tanana,
ary manomboka amin'ny herinandro 5 1/2 ny
fiforonan'ny cartilage
Eto dia hitantsika ny plaque-n'ny
tanana ankavia
ary ny hato-tanana amin'ny herinandro 5 sy 6 andro.
|