| |
Desenvolvimento Embrionário: 6 a 8 Semanas
Capítulo 20 6 Semanas: Movimento e Sensação
|
| |
| Amin'ny herinandro 6 dia mitombo ny
hémisphères cérébraux
fa aingana kokoa noho ny ampahany hafa ny
atidoha ny fitomboany
Manomboka manao fihetsika tonga ho azy
sy taitaitra ilay embryon.
Ilay ireo fihetsika ireo
mba hampandroso ny fitomboana
neuromuscular ara-dalàna.
|
| Raha kasihina ny eo akaiky ny vavany
dia mihemotra ny lohan'ilay embryon-
par réflexe izany.
|
Capítulo 21 A Orelha Externa e a Formação de Célula Sanguínea
|
| |
| Manomboka maka endrika koa ny sofina externe.
|
| Amin'ny herinandro 6,
Miforona ny cellule-ndrà ao amin'ny aty
izay misy lymphocytes izao.
Io karazana cellule-n-drà fotsy io
dia manana anjara lehibe amin'ny fitomboan'ny
système immunitaire
|
Capítulo 22 O Diafragma e os Intestinos
|
| Ny diaphragme,
izay ozatra lehibe ampiasaina rehefa miaina,
dia efa miforona amin'ny herinandro 6.
|
| Ampahan'ny intestin izao dia efa mivoaka
tsindraindray
ao anaty tadim-pôtra.
Io fandehan-javatra io dia ara-dalàna
ary atao hoe herniation physiologique,
Ary manome lalana ho an'ireo organes hafa
izay miforona ao anaty kibo.
|
Capítulo 23 Placas da Mão e Ondas Cerebrais
|
| |
| Amin'ny herinandro 6 dia manomboka
mihafisaka kelikely ny plaque-n'ny tanana.
|
| Manomboka herinandro 6 sy 2 andro dia efa
afaka mahita onjaavy amin'ny atidoha.
|
Capítulo 24 Formação do Mamilo
|
| |
| Ny mamelon dia manomboka mitranga
manaraka ny halavan'ny vatana
alohan'ny hatongavany eo amin'ny toerana
izay hipetrahany farany
eo alohan'ny tratra izany.
|
Capítulo 25 Desenvolvimento dos Membros
|
| |
| Amin'ny herinandro 6 ½ dia efa miavaka
tsara ny coudes,
manomboka misaraka ny rantsa-tanana
ary efa hita mihetsika ny tanana.
|
| Ny fiforanan'ny taolana, izay atao hoe
ossification,
dia manomboka amin'ny clavicule,
BLANK
ary ny taolana ambony sy ambany ny
valanorano.
|
Capítulo 26 7 Semanas: Soluços e Resposta a Susto
|
| |
| Manomboka herinandro 7 dia afaka hita
ny hoquet.
Izao dia afaka mahita ny fihetsikin'ny
ranjo
izay mahatonga ilay foetus ho
taitra tampoka.
|
Capítulo 27 O Coração Desenvolvido
|
| |
| Vita tanteraka ny fiforonan'ilay fo izay
Manana efitra 4.
Raha aravona dia in-167 isaky ny 1 minitra
no mitempo ny fo izao.
Fihetsiketsehana elektrika avy amin'ny fo
hita amin'ny herinandro 7 1/2 weeks
dia mampiseho modelin'onja mitovy
amin'ny olombelona matotra.
|
Capítulo 28 Ovários e Olhos
|
| |
| Eo amin'ny vehivavy, amin'ny herinandro faha-7
dia efa hita ny ovaires.
|
| Amin'ny herinandro 7 1/2,
ny rétine pigmentée ny maso
dia mora hita ary ny hodi-maso
dia manomboka mitombo aingana.
|
Capítulo 29 Dedos das Mãos e dos Pés
|
| |
| Ny rantsa-tanana dia misaraka
ary ny rantsa-tongotra dia mikambana
eo amin'ny fotony ihany.
|
| Afaka mikambana izao ny tanana roa,
ary koa ny tongotra roa.
Efa hita koa izao ny taolan'ny lohalika.
|