| |
Um Embrião de 8 Semanas
Capítulo 30 8 Semanas: Desenvolvimento do Cérebro
|
| |
| Amin'ny herinandro faha-8 efa mitombo fatratra
Ny atidoha
ary dia mikaoty ho atsasakin'ny lanja totalin'ny embryon
eo ho eo ny lanjany.
Ny fitomboana dia mitohy aingana dia
aingana.
|
Capítulo 31 Característica de Destro e Canhoto
|
| |
| Eo amin'ny herinandro 8 , amin'ny 75%-ny embryons
rehetra dia hita fa ny ankavanana no manjaka.
Ny sisa dia mizara mitovy
na kavia na tsy mifidy.
Io ny ahitana voalohany ny fihetsika avy eo
amin'ny ankavia na ankavanana.
|
Capítulo 32 Virar
|
| |
| Ny boky pédiatrique dia miresaka momba ny
fahaizana " mivadibadika "
mitranga amin'ny herinandro 10 ka hatramin'ny 20
aorian'ny fiterahana.
anefa io fahaizana mahagaga io
dia efa miseho mialoha eo amin'ny tontolon'ny
gravité
avy eo amin'ny sac amniotique.
Ilay hery ilaina tsy ampy
ahazoana miady ilay hery manosika
eo ivelan'ny utérus no mapahatonga ireo zaza
vao teraka tsy hivadibadika.
|
| Manomboka mihetsika betsaka ilay embryon
amin'io fotoana io.
Mety miadana na haingana ny fihetsika,
indray mandeha monja na miverimberina,
tonga ho azy na vokatry ny reflex.
Ny fiodin'ny loha, ny fihetsikin'ny tenda, ary ny
fihetsikin'ny tanana eny amin'ny tarehy
dia miha-hita matetika.
|
| Raha mikasika ilay embryon dia afaka
mitondra azy hi-loucher,
mampihetsika ny valanorano,
fihetsika toy ny mamihina,
ary manondro ny rantsa-tongotra.
|
Capítulo 33 Fusão da Pálpebra
|
| |
| Eo anelanelan'y herinandro 7 sy 8 ,
ny hodi-maso ambony sy ambany
dia mitombo aingana eo amin'ny maso ary
manomboka mitambatra tsikelikely.
|
Capítulo 34 Movimento de Respiração e Micção
|
| |
| Na dia tsy misy rivotra aza amin'ny utérus,
dia hita hoe miaina ilay foetus amin'ny herinandro 8.
|
| Amin'io fotoana io ny reins dia efa manome urine
izay mivoaka any amin'ny fluide amniotique.
Eo amin'ny embryon lahy,
ny testicules izay mitombo
dia manomboka manome sy mamoaka testosterone.
|
Capítulo 35 8 a 9 Meses (32 a 36 Semanas): Formação dos Alvéolos, Segurar com Força, Preferências de Gosto
|
| |
| Ny taolana, ny hozatra, ny ozatra,
ary ny lalan-dra eo amin'ny tongotra na tanana
dia miha-mitovy ny an'ny olona matotra.
Amin'ny herinandro 8 ny epiderme,
na oditra ivelany ,
dia lasa membrane misy sosona maro,
ary very ny ankebiazin'ny tsy fahitan-dokony.
Mitombo ny volomaso ary manomboka maniry
ny volo manodidina ny vava.
|
Capítulo 36 Resumo das Primeiras 8 Semanas
|
| |
| Ny herinandro faha-valo dia mamarana
ny fotoana embryonnique.
Nandritry io fotoana io ilay embryon
dia nitombo avy amin'ny cellule singany iray
koa lasa tsy latsaky ny cellules arivo tapitrisa
izay manome mihoatra ny 4,000 structures
anatomiques miavaka.
Ilay embryon izao dia manana
mihoatra ny 90%-ny structures hita eo
amin'ny olona matotra.
|